Перейти к содержимому

Famakiana Baiboly (1) Ny tsy ahaizantsika azy

Gasy MMB

0:00 / 0:00

Famakiana Baiboly (1) Ny tsy ahaizantsika azy

4 494 просмотра · 6 л. назад
Gasy MMB
2,21 тыс. подписчиков
4 494 просмотра · 6 л. назад
Fa nahoana no nataon'Andriamanitra anaty boky mila vakiana ny teniny? Inona no dikan'ny hoe mamaky? Ahoana avy ny fomba famakiantsika ka mahatonga antsika tsy mahazo n'inon'inona rehefa mamaky Baiboly? Inona koa no mahatonga ny olona ho diso ny famakiany Baiboly?