Fantatrao ve io baiboly io -1
Gasy MMB
0:00 / 0:00
Fantatrao ve io baiboly io -1
6 520 просмотров · 7 лет назад
Gasy MMB
2,21 тыс. подписчиков
6 520 просмотров · 7 лет назад
Inona marina moa io Baiboly io? Avy aiza izy io ? Ahoana no nanoratana azy? Ahoana no nahatongavany taty amintsika? Ahoana ny momba ireny toko sy andininy ireny? Ary ahoana ireo dikanteny isan-karazany?