Toriteny Alahady 19 Jolay 2026
FJKM ANKADIKELY- SPIA 19
0:00 / 0:00
Toriteny Alahady 19 Jolay 2026
242 просмотра · 2 месяца назад
FJKM ANKADIKELY- SPIA 19
563 подписчика
242 просмотра · 2 месяца назад
"𝗠𝗔𝗡𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗛𝗢 𝗜𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗡𝗢"
Nitondra hafatra :
𝗥𝗔𝗩𝗘𝗟𝗢𝗡𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆-Mpitandrina
Andinin-Tsoratra Masina nangalana ny hafatra :
𝗘𝗳𝗲𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 𝟲 : 𝟭𝟰 - 𝟮𝟬
Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra, ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo; ary ho fanampin'izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipïka mirehitra rehetra izay alefan'ilay ratsy. Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy; ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin'izany amin'ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an'ny olona masina rehetra, ary ho ahy koa mba homena ahy ny hiloa-bava amin'ny fahasahiana hampahafantatra ny zava-miafina momba ny filazantsara (iraka* migadra noho izany aho), mba hiteny izany amin'ny fahasahiana aho, toy izay mety hoteneniko. [*Grika: ambasadôro] — 𝗘𝗳𝗲𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 𝟲 : 𝟭𝟰 - 𝟮𝟬
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!