Marka 16: 15 - Efa henonao tany am-piangonanareo ve ity hafatra ity?
Marka 16: 15 - Pst Tahina
0:00 / 0:00
Marka 16: 15 - Efa henonao tany am-piangonanareo ve ity hafatra ity?
7 158 просмотров · 2 года назад
Marka 16: 15 - Pst Tahina
17,3 тыс. подписчиков
7 158 просмотров · 2 года назад
Inona no antony nanomezan'Andriamanitra ny Zanany ho antsika? Dia hoy ny maro hoe: Mba hamonjy antsika amin'ny fahotana (Jao. 3: 16), hitondra antsika ho any an-danitra. Marina izany, fa tsy izany ihany, fa ity misy valiny hafa koa izay tena tokony (Tsy maintsy) ho fantatrao. Io valiny io no anontaniako hoe efa henonao ve?