Перейти к содержимому

HO FITIAVANA AHO (Tarigetram-piainan'i Masimbavy Thérese de l'Enfant Jesus)

VAVAKA HIRA KATOLIKA

0:00 / 0:00

HO FITIAVANA AHO (Tarigetram-piainan'i Masimbavy Thérese de l'Enfant Jesus)

191 656 просмотров · 4 года назад
VAVAKA HIRA KATOLIKA
9,74 тыс. подписчиков
191 656 просмотров · 4 года назад
👉👉   • Satria tiako ianao Maria (Hira fihobiana a...   1- Tsy manam-paniriana lehibe afa-tsy ny hitia aho Dia ny hitia hatramin’ny ho fatin’ny fitiavana Aleoko lavitra ny andro lavan’ny fandavan-tena Satria i Kristy no fiainako sy hany fitiavako Ho fitiavana ao am-pon’ny Fiangonana aho Ho fitiavana ao am-pon’ilay Reniko aho Ho fitiavana ao am-pon’ny Fiangonana aho Ho fitiavana ao am-pon’ilay Reniko aho 2- Ianao ihany, ry Jesoa, no mahafaly ny fanahiko Satria ity foko ity dia te-hitia anao ho doria Tsy manenina aho nanolo-tena tamin’ny Fitiavanao Tsy nikaroka afa-tsy ny fahamarinanao