Перейти к содержимому

Tantara Malagasy - VOATAVO TSY MIFANDRAKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

SARY MIHETSIKA / Web TV

0:00 / 0:00

Tantara Malagasy - VOATAVO TSY MIFANDRAKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

1 862 просмотра · 2 года назад
SARY MIHETSIKA / Web TV
35,7 тыс. подписчиков
1 862 просмотра · 2 года назад
VOATAVO TSY MIFANDRAKA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Zanaka vavitokan'ny Reniny i Felana ary efa kamboty ray. Nianatra tao amina lycée iray tsy dia lavitra ny tanàny i Felana, nanana namana roa izy dia i Njaka kilasy famaranana sy i Rova première mitovy amin'i Felana ihany. Tsy mba nifankafoy fa niaraka teny foana izy telo mianadahy, nifanampy izy telo raha nisy lesona na fanazarana tsy hain'ny iray. Nisy fotoana i Njaka nandeha naka ny bokiny nindramin'i Felana, hitan'ny renin'i Felana izy tamin'io ary teo no nipoiran'ny fanirin'i Ramatoa Rasera hitivan'i Felana an'i Njaka izay tovolahy hendry sy tsara tarehy. Noteran'i Ramatoa Rasera tokoa i Felana mba hanao izay hiarahana amin'i Njaka. Nofitahin'i Rasera sy i Felana nandritra ny fankalazana ny tsingerin-taona nahaterahan'ity farany i Njaka, nomamoiny ary mody niara-natory tamin'i Njaka i Felana ary dia nolazainy fa hoe bevohoka izy rehefa afaka roa volana. Voatery nanambady an'i Felana i Njaka, mbola afaka nanao bacc anefa i Njaka. Nalahelo i Rova rehefa naheno ny tranga nisy satria efa nitia mangina an'i Njaka ihany koa izy... Mpanoratra : Vetson'Iarilala Mpilalao : Le Mec, Tahina Nantenaina, Anjahariliva, Vanintsoa, Ony Mihajanirina Nandray feo : Tovo Razanamamonjy Nanatontosa : Ony Mihajanirina #tantara #voatavotsymifandraka #sarymihetsika