Hisafidy aho ( Joïca Razakavonison ) | Revival Messengers ( lyrics )
Revival Messengers
0:00 / 0:00
Hisafidy aho ( Joïca Razakavonison ) | Revival Messengers ( lyrics )
24 310 просмотров · 4 года назад
Revival Messengers
7,65 тыс. подписчиков
24 310 просмотров · 4 года назад
Hisafidy aho - Revival Messengers ( lyrics )
Written by Joïca Razakavonison (https://www.instagram.com/joy_andis/?...)
Arranged by Ny Avolaza Marc Rasolofondrasata ( / avolaza )
Suivez-nous sur :
YouTube | / @revivalmessengers7863
Facebook | / revival-messengers-107682681673716
Instagram | https://www.instagram.com/p/CgPRNOVM0...
Tik tok | https://www.tiktok.com/@revival_messe...
Couplet :
Maro ireo nihemotra niala
Be ireo tsy nahazo
Be ireo niova
Tohina nohon’ny tsy fahalalana
Niverin-dalana
Hankany amin’iza moa aho
Jesosy Ianao tsy hatakaloko
Refrain :
Hisafidy aho
Tsy hiala Aminao
Hisafidy aho tsy hiverin-dalana
Na hiala aza ny aiko
Na enjehina aho
Izaho tsy mba hiala