Mifamotoana amin'i Jesoa Kristy - 19 septambra
Kristy fiainantsika
0:00 / 0:00
Mifamotoana amin'i Jesoa Kristy - 19 septambra
7 просмотров · 1 день назад
Kristy fiainantsika
66 подписчиков
7 просмотров · 1 день назад
Isan'andro isan'andro ny ady mba iahiana ny fanahinao. Mifanena ny lanitra sy ny tany, samy misarika ny fomba fisainanao izy roa tonta. Noforoniko ho afa-manandrana ny tsiron'ny lanitra ianao. Raha ampangininao ny feon'izao tontolo izao ka mifantoka Amiko ianao, dia ho ...
References bibliques : Efesiana.2.6, Salamo.27.8, Romana.8.6, 1 Jaona.2.15.-17
Kristy Fiainantsika - Calendrier perpétuel.
----------------------------------------
🌍 Araho amin'ireto rohy ireto izahay / Suivez-nous sur :
🔗 Site Web : https://kristyfiainantsika.com
🔵 Facebook : https://www.facebook.com/fiainantsikakristy
🎧 Spotify : https://open.spotify.com/show/033MssJ8iOhz...
Misaotra indrindra nitsidika !
----------------------------------------