Перейти к содержимому

FFPM 357 – Efa tonga aty izao

Loterana-Malagasy ZFLM

0:00 / 0:00

FFPM 357 – Efa tonga aty izao

10 833 просмотра · 4 года назад
Loterana-Malagasy ZFLM
4,12 тыс. подписчиков
10 833 просмотра · 4 года назад
"Efa tonga aty izao" - Hira FFPM 357 Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana 🙂 FFPM 357 – Efa tonga aty izao 1. Efa tonga aty izao Teny fiainana : Raiso mba ho fiainanao, Teny fiainana. He ! ny teny tsara, Teny manan-kery : Fiv : Tenin’ny Ray, Tsara tokoa, Teny fiainana. 2. Io no Filazantsara soa, Teny fiainana : Teny mamy indrindra koa, Teny fiainana. Raisonao ny teny, Teny soa nomeny : Tenin’ny Ray, sns… 3. Ry mpanota! Henoy izao, Teny fiainana; Fa fiainana ho anao, Teny fiainana. Kristy no nomena Mba ho famonjena: Tenin’ny Ray, sns… Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar