Hampifaly Anao - The Singers of Jesus
Lovatiana
0:00 / 0:00
Hampifaly Anao - The Singers of Jesus
95 706 просмотров · 10 лет назад
Lovatiana
1,44 тыс. подписчиков
95 706 просмотров · 10 лет назад
Hampifaly Anao
Impiry moa zahay hatrizay
Nanao zay tiana atao
Tsy nihaino ny feonao
Impiry nandratra ny fonao
Nampalahelo Anao
Mifona aminao
Impiry moa zahay hatrizay
Nanao zay tiana atao
Tsy nihaino ny feonao
Impiry no sahy nihevitra
Fa mety izay rehetra atao
Mifona aminao Jeso
Tiako raha izahay indray
No hanao izay hampifaly ny fonao
Izay no tanjonay
Tsy haditra intsony
Hanome izay tsara indrindra avy aminay
Dia ho sakaiza akaiky anay indrindra Ianao
Nandeha ny ora, ny andro, ny fotoana
Fa tsy niova Ianao, tsy mba nahafoy anay
Satria izahay no toy izao
Dia noho ny fahasoavanao
Natokana ho Anao izahay
Tiako raha izahay indray no hanao izay hampifaly ny fonao
Izay no tanjonay
Tsy haditra intsony
Hanome izay tsara indrindra avy aminay
Dia ho sakaiza akaiky anay indrindra Ianao
Efa saika rava aho
Fa teo Ianao nanangana ahy
Jeso Ianao no andry iankinako
Tiako raha izaho indray no hanao izay hampifaly ny fonao
Izay no tanjoko
Tsy haditra intsony
Hanome izay tsara indrindra avy amiko
Dia ho sakaiza akaiky ahy indrindra Ianao