Olombelona sa Andriamanitra | FAFIMT
World Mission Society Church of God / Global
0:00 / 0:00
Olombelona sa Andriamanitra | FAFIMT
243 просмотра · 2 ч назад
World Mission Society Church of God / Global
148 тыс. подписчиков
243 просмотра · 2 ч назад
Jesosy, Izay Tonga tamin'ny maha-Olona 2,000 Taona Lasa Izay, no Andriamanitra Izay Tonga Hamonjy ny Olombelona
Koa satria tonga olombelona i Jesosy, nihinana ny sakafon'ny olona, ary niaina tahaka ny olombelona, dia olona tsy tambo isaina no tsy nanaiky Azy ho Andriamanitra ary nandà Azy. Izany no mahatonga ny Baiboly hampianatra antsika fa ny fanahy rehetra izay manaiky fa tonga tamin'ny nofo Jesosy dia avy amin'Andriamanitra, ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky izany dia fanahin'ny antikristy.
Ny Mpikambana ao amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Nandray Tsara an'Andriamanitra tamin'ny Fandraisana ny Lasa ho Lesona
Tamin'ny vanim-potoanan'ny Fanahy Masina, dia tonga hamonjy ny olombelona i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny. Mba hahazoan'ny olombelona ny fitahian'ny famonjena avy amin'Andriamanitra, dia tsy maintsy manary ny fiheverany manokana aloha izy ireo ka mino ny faminanian'ny Baiboly, izay manambara fa ho avy fanindroany amin'ny nofo Andriamanitra.
Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin'ny fahalalana ny marina.
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,
1 Timoty 2:4–5
Izao no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra: Ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy no avy amin'Andriamanitra;
ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an'i Jesosy dia tsy mba avy amin'Andriamanitra; ary izany no fanahin'ny antikristy, . . .
1 Jaona 4:2–3
[Ity lahatsary ity dia manana zon'ny mpamorona avy amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany. Voarara ny fanaovana kopia sy fizarana tsy nahazoana alalana.]
〖Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany〗 https://watv.org
〖WATV Media Cast〗 https://watvmedia.org/en