Перейти к содержимому

Fampiaram-peo (Artista be dia be) Antso Bommartin et Manantsoa HT

Antso Bommartin

0:00 / 0:00

Fampiaram-peo (Artista be dia be) Antso Bommartin et Manantsoa HT

31 564 просмотра · 5 лет назад
Antso Bommartin
20,8 тыс. подписчиков
31 564 просмотра · 5 лет назад
Ity ary ô! FAMPIARAM-PEO (ARTISTA BE DIA BE by Antso Bommartin et Manantsoa HT ) ⚠️ Maso adala sy manal'azy ihany no maso afaka mijery an'ity clip ity 😁 Ity ary ny single faha 3 (Parodie)...Niaraha-niasa t@ Manantsoa HT nanao ny arrangement sy ny feo-kira! ( Tsidio kely io pejy io fa ahita ny resaka mozika ataon'io akama io! Tena manao ledala 😁) Hisaorana ireo nanampy t@ fanatontosana azy: i Le Réseau Antsakaviro (resto favorie da lasa sponsor officiel) ... Fête par Fête by Bommartin Service Traiteur (représente ramose chéri sy ny cochon de lait Bommartin 😍) Masàky mpivarotra sauce tamarin matsiro kely Ultra Studio t@ son Jessie Cah naka caméra (sipakely mandoro ato an-tanana 🔥)... Mahazo alalana soamatsara mizara ny Clip... Ary tena mahazo mametraka ny réaction an'lisany rehetra! Vokatra Mai 2021