Перейти к содержимому

A/C: Dama ( MAHALEO ) Hafatr’i Mbola🎶 Guitare : Herizo [ Folksong ]

Herizo

0:00 / 0:00

A/C: Dama ( MAHALEO ) Hafatr’i Mbola🎶 Guitare : Herizo [ Folksong ]

126 просмотров · 1 месяц назад
Herizo
444 подписчика
126 просмотров · 1 месяц назад
HAFATR'I MBOLA (MAHALEO) Mandalo dia lasa ny fiainana an-tany Kibobo manjohizohy ialahy Sokina anaty vato Tonga loharano Zavona an-keniheny Mandalo dia lasa Sokina anaty bozaka ialahy Ka mandratra Manombatrombatra ho’aho zany andro Rehefa hidona ny orana Goaika anaty rahona ialahy Tonga havandra Zana-boromanga ratsy feo ialahy Zana-boromanga ratsy feo ialahy Miafina ao anaty ala Ala maizim-pito Zay no hafatr’i Mbola tamin’ny fahavelony Manao takariva ry zalahy Manao takariva ry zalahy Ry zalahy samy manana Sy ry zalahy be paiso Tandremo sao dia mipika ny any am-pataka Tandremo sao dia mipika ny any am-pataka Kakafotra eny ivohitra ialahy Mangidy ny fanala ! #guitarcover #coversong #cover