Перейти к содержимому

Fanaovana mpianatra (1/10): Ny atao hoe mpianatra

Gasy MMB

0:00 / 0:00

Fanaovana mpianatra (1/10): Ny atao hoe mpianatra

284 просмотра · 5 мес. назад
Gasy MMB
2,21 тыс. подписчиков
284 просмотра · 5 мес. назад
Misy ny atao hoe mpianatra dia misy ny atao hoe mpianatra. Ny teny iray rehefa tenenina foana dia manjary very ny tena heviny. Koa inona marina no atao hoe mpianatra, mba ahafahana mahalala tsara izany fanaovana mpianatra izay IRAKA LEHIBE napetraky ny Tompo tamintsika talohan'ny niakarany ho any an-danitra 🤗