Перейти к содержимому

Fanaovana mpianatra (6/10): Ny an'i Jesoa sy Paoly

Gasy MMB

0:00 / 0:00

Fanaovana mpianatra (6/10): Ny an'i Jesoa sy Paoly

243 просмотра · 5 мес. назад
Gasy MMB
2,21 тыс. подписчиков
243 просмотра · 5 мес. назад
FANAOVANA MPIANATRA (6) - Ny an'i Jesoa sy Paoly Ahoana tokoa moa izany ny fanaovan'i Jesoa Kristy mpianatra? Raha samy hanao ihany ve tsy aleo mianatra amin'Ilay Mpampiatra tapitr'ohatra? Sa avo loatra i Jesoa satria Zanak'Andriamanitra? Raha izany dia ndeha hojerena ary ny an'i Paoly e! Paoly mba olombelona mitovy amintsika ihany! Ahoana ny fanaovan'i Jesoa sy Paoly mpianatra? Ary ahoana izany ny anao? Mpianatra ve ianao? Manao mpianatra ve ianao?