Перейти к содержимому

johary - fay (vahines) ...

ilesabotsy

0:00 / 0:00

johary - fay (vahines) ...

12 107 просмотров · 7 лет назад
ilesabotsy
1,24 тыс. подписчиков
12 107 просмотров · 7 лет назад
cabaret Johary, Lolo, 13/07/18 @ espace ambatobe ... be ny ditra natao ... Be ny ditra natao Be ny ditra natao, ifonako aminao, Fa tsy hamerina intsony, amin'ny ho avy, Ny hadalana 'zay nigagana, Ka nandao anareo 'ty zanakareo. Ary tsy hanindroa, f'efa fay 'zao fa voa, Ka tsy hamerina intsony, amin'ny ho avy, Dada malala ô, ka mivalo aminao 'ty zanakao. Mahatsiaro fa nania 'zay natao, Satria nanenika ahy Ny fakam-panahy namaivay. Nahatsapa fa nandà ny anatrao; Ka tsipak'ombalahy No nahavoa ahy, hany ka fay. 2 Taitran'ny rendrarendra, tanora koa moa ny tena, Ka tsy nahatohitra firy Ny fandrosoana 'zay nobaboina, Ka nandà anareo 'ty zanakareo. Ary tsy hanindroa, f'efa fay 'zao fa voa, Ka tsy hamerina intsony, amin'ny ho avy, Dada malala ô, ka mivalo aminao 'ty zanakao.