Перейти к содержимому

Akohokely latsaka an-kady aho, ô ry Tompo_Hira Katolika Malagasy

Hira Katolika Malagasy

0:00 / 0:00

Akohokely latsaka an-kady aho, ô ry Tompo_Hira Katolika Malagasy

10 751 просмотр · 11 мес. назад
Hira Katolika Malagasy
17,6 тыс. подписчиков
10 751 просмотр · 11 мес. назад
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy 1 Akohokely latsaka an-kady aho, ô ry Tompo, Hiantso, kely feo; hanidina, tapaka elatra Tolory tànana aho ka vonjeo Sao matin'ny vesa-pahotako Tompo ô, Tompo ô, mamindrà fo amiko. (indroa) 2 Tantely saraky ny ala aho, ry Kristy, Etý an-tany ngazana nilaozam-boninkazo Tolory tànana aho, ka vonjeo Sao matin'ny ngidim-pahotako Kristy ô, Kristy ô, mamindrà fo amiko. (indroa) 3 Tsiriry diso farihy aho, ry Tompo, Etý an-tany efitra, ny andro migaina Tolory tànana aho, ka vonjeo Sao matin'ny valim-pahotako Tompo ô, mamindrà fo amiko. (indroa)