TENA FITIAVANA (Lyric Video) // Maeva Andriamandimbisoa // TOKO VOALOANY
Manoa Jonathan
0:00 / 0:00
TENA FITIAVANA (Lyric Video) // Maeva Andriamandimbisoa // TOKO VOALOANY
9 781 просмотр · 8 лет назад
Manoa Jonathan
2,12 тыс. подписчиков
9 781 просмотр · 8 лет назад
Hira nosoratan'i Maeva Andriamandimbisoa mifototra amin'ny zavatra vitan'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana.
Rehefa tena misaintsaina ny anton'ny hazo fijaliana isika dia mahatakatra ny atao hoe Tena Fitiavana. Izao tontolo izao dia mamaritra ny fitiavana araky izay tsapany sy hitany fa Jesosy tonga mba hampiseho antsika ny atao hoe Fitiavana, fitiavana manolotra ny ainy sy mahafoy. Dia afaka ny tahotra rehetra ary mihamatanjaka ny finoantsika rehefa raisintsika sy avelantsika hanenika antsika izany fitiavana izany.
Efa nivoaka etsy amin'ny Bookafe Ampasampito ny raki-kira 'Toko Voalohany' misy ireo hira 09 nosoratanay (10.000 Ar).
Araha tsy tapaka izahay amin'ny
facebook.com/vesperscollective
instagram.com/vesperscollective
vesperscollective@gmail.com
+261 32 49 585 33