Vespers Music - Fitiavana Adaladala (Official Lyric Video)
Manoa Jonathan
0:00 / 0:00
Vespers Music - Fitiavana Adaladala (Official Lyric Video)
5 824 просмотра · 6 лет назад
Manoa Jonathan
2,12 тыс. подписчиков
5 824 просмотра · 6 лет назад
#FitiavanaAdaladala #NewSingle #VespersMusic
A/C: Manoa, Maeva Andriamandimbisoa
Indraindray sahirana isika vao maheno hoe "adaladala" satria manana heviny ratsy eo amin'ny fiarahamonina izany. Aminay nefa izany no tena fitiavana. Tsy mamotsitra, tsy miala, tsy mihemotra, tsy manisa fahadisoana, mino ny zavatra rehetra, maharitra ny zavatra rehetra.