Перейти к содержимому

MOA VE (MAHALEO)

VAKOKA

0:00 / 0:00

MOA VE (MAHALEO)

600 просмотров · 8 месяцев назад
VAKOKA
468 подписчиков
600 просмотров · 8 месяцев назад
Moa ve diso ny tary, raha somary mandraiky marary? Sendra tafara-dia aho, ka raiki-pitia tamin'indry eh Tsy hitahita akory, Tafaraka natory Nanjary sahisahy, Tsy niahiahy niteny hoe: Andao mody atao hoe Tia ahy ianao, tia ahy ianao Andao lazaina hoe Mpifankatia izaho sy indry Na vetivety monja, Vetivety fa mafonja Fitia tsy noterena, Fitiavana tena nomena Eny, diso aho angamba, tsy nihambahamba, nanary lamba Diso, tia tafahoatra, ka nisendaotra, sy nanararaotra Vao sambany nitia aho, Ka tena very dia aho, Toy ny adaladala, Nifikitra, tsy nety niala Tantara navalon'ny taona, Ka tsarotsaroana rehefa mihaona Tantara ny hatanorana, Tsy maintsy mitana, tsy azo fafàna Nitsiry avy ao am-po, Nandrombona tokoa, Nanenika ny tany, Tsy voafetra anefa izany, Andao mody atao hoe Tia ahy ianao, tia ahy ianao Andao lazaina hoe Mpifankatia izaho sy indry