Lasopy Manala Makafoka by Micke - Aôdy Nareo by RTA
Aôdy Nareo by RTA
0:00 / 0:00
Lasopy Manala Makafoka by Micke - Aôdy Nareo by RTA
662 просмотра · 3 года назад
Aôdy Nareo by RTA
269 подписчиков
662 просмотра · 3 года назад
Fandaharana faha-16 eto amin'ny fandaharana Aôdy Nareo eto amin'ny RTA (version courte)
Fandaharana miavaka satria tsy tokantrano no notsidihana fa fandaharana hafa ao amin'ny Televiziona rahavavy Karakôry Tsika Jiaby
Mpandray anjara : Micke RAHAGA na Micke Sefo Kely
Menu : LASOPY MANALA MAKAFOKA
Manaraha finaritra ô ! Ankafizo ny nahandro sy ny sakafo malagasy !
Fandaharana nahandro sy lakozia novokarin'ny RTA
Sponsors : LMOI - HITA - Habibo Group - Canal+ Madagascar - Sanifer
Partenaire : Vatel Madagascar Hotel & Tourism School
Septembre 2022 - Madagascar
#RTA #Sakafo #malagasy #LasopyManalaMakofako
#Aôdy_Nareo #Fandaharana
#KarakôryTV #MickeRahaga