Перейти к содержимому

Ramaroson Wilson - Ny Hirako

HIRA TALOHA by Herimandresy

0:00 / 0:00

Ramaroson Wilson - Ny Hirako

537 просмотров · 1 г. назад
HIRA TALOHA by Herimandresy
1,08 тыс. подписчиков
537 просмотров · 1 г. назад
NY HIRAKO N’inon’inona ho androko Na finaritra aho na ory Na ho maty ao ny masoandroko Ny hirahirahirako, ny hirako tsy hiato akory Angamba aza ho alàna amiko Ny mety ho ahy rehetra rehetra Ny tiako ny ahy koa: ny taniko, Ny hirahirako tsy maintsy hitoetra Tsy to angamba izay kinasa Ny fahatanorana ho lasa Ny fahanterana: manjokaiky Ny fahafatesana: manakaiky Ny sakaiza mety handao Hihira aho, lazaiko anao Ny sakaiza mety handao Hihira aho, lazaiko anao Feony: Ramaroson Wilson Tonony: Dox Mihira: Tarika Ramaroson Wilson