Barijaona - Sambatra Ianao
HIRA TALOHA by Herimandresy
0:00 / 0:00
Barijaona - Sambatra Ianao
1 477 просмотров · 1 г. назад
HIRA TALOHA by Herimandresy
1,08 тыс. подписчиков
1 477 просмотров · 1 г. назад
SAMBATRA IANAO
Sambatra ianao raha nahay nanadino
Ireo andro efa lasa navalon’ny taona
Sambatra ianao fa tonga tsy nino
Ny dina izay nisy ka dia afa-tsaona
Sambatra ianao fa toa tsy nahatsiahy
Ireo dinam-pitia nifanaovantsika
Niserana ihany ny vetsom-panahy
Irony hafanana dia toa nangatsiaka
Ny lalanareo no tsarotsaroana
Ny alokareo tsy hay adinoina
Ny anay irony lasa toa vao aninkeo
Handrasakofaty vao maika tsaroana