Перейти к содержимому

Fiankohofana - Priscilla (Miakàra aty #2)

Priscilla Rakotomalala

0:00 / 0:00

Fiankohofana - Priscilla (Miakàra aty #2)

201 просмотр · 1 месяц назад
Priscilla Rakotomalala
8,61 тыс. подписчиков
201 просмотр · 1 месяц назад
Apokalypsy 4:1 Rehefa afaka izany, dia hitako fa, indro, nisy varavarana nivoha tany an-danitra; ary ilay feo voalohany izay efa reko dia tahaka ny an'ny trompetra niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao izay zavatra tsy maintsy ho avy rahatrizay. Raha ao am-ponao ny hanohana ny asa fanompoana dia azonao atao amin'ny manohana: Raha any ivelany ianao dia afaka ataonao Paypal https://www.paypal.com/paypalme/PRako... Raha aty Madagasikara dia : Mvola et taptap Send 034 29 526 55 - Priscilla (afaka alefanao Whatsapp ny capture rehefa lasa). 100% an'izay voaray dia hamokarana vidéos vaovao hanompoana misimisy kokoa. Tahian'Andriamanitra tompoko,