Перейти к содержимому

FOINDRENY FIZ I

Natiora Radio Ofisialy

0:00 / 0:00

FOINDRENY FIZ I

157 просмотров · 6 дней назад
Natiora Radio Ofisialy
357 подписчиков
157 просмотров · 6 дней назад
Tantara maneho fiainana andavanandro indray no atolotray anareo 😉 Asa, tena misy tokoa ve ny reny mahafoy zanaka? Mitombina ve izany? Raha ny vaovao hita eto amin'ny tambazotran-tserasera aloha dia tsy vitsy ireo renim-pianakaviana manary zanaka 😢 Asa hoe tena mahafoy sa teren'ny zavamisy fotsiny ihany? Mifandray amin'izay ny tantara harosonay anareo rehefa avy eo. Lohateny: "FOIN-DRENY" (Fizaràna I) Mpanoratra : SYLVIA ANDRIAMAHOLISOA