Teboka - Taram-pahazavana (Clip Officiel)
Teboka.
0:00 / 0:00
Teboka - Taram-pahazavana (Clip Officiel)
29 525 просмотров · 3 месяца назад
Teboka.
333 подписчика
29 525 просмотров · 3 месяца назад
Teboka - Taram-pahazavana (Clip Officiel)
Ekena hoe mafy ny fiainana, na reraka sy te hitroatra aza ny fo sy fanahy dia tsarovy fa ianao 🫵 dia fanatenana sy "TARAM-PAHAZAVANA ✨" Ho an'ilay olona tena tia anao.
Ka aza adino ny misaotra azy ny miteny azy hoe tia azy ianao 🫶.
Ho anay tarika Teboka dia ianareo no Taram-pahazavanay 🥰
Ka ho atolotray ho an'ireo :
Reny ❤️
Ray 💪
Zanaka 🫶
Havana ✨
Namana 🥂
Sy ireo maro tsy voatanisa 🔥
Na ireo mbola eo na ireo efa lasana 🤍
Indro ary ilay " TARAM-PAHAZAVANA ❤️
Réalisé par Rolland Raman et Miandra Rah de Dyar Films
℗ Production/ © Edition/Distribution : @Drelli Music Group
Under Exclusive Licence
teboka,teboka taram-pahazavana,teboka taram-pahazavana clip officiel,clip video,njara marcel,mozika gasy,glita,teboka gasy,nouveaute gasy 2026,acoustic gasy,hira gasy,hira tiako,reko band,pop guitar gasy,indie folk gasy,gasy teboka clip,clip teboka gasy