Перейти к содержимому

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

Lyrics by Kalo

0:00 / 0:00

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

24 931 просмотр · 2 года назад
Lyrics by Kalo
2,16 тыс. подписчиков
24 931 просмотр · 2 года назад
💗FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina💗 (Lyrics) Fatratra loatra raha ny fitiavanao Ry Jesosy Tompoko Famindram-po ts'hita lany no natolotrao Hotinafiko Fahafatesana no miandry ahy Afo mandevona koa Fa ny tànanao mahery no nisarika ahy Mba ho velona Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Ny fifaliana sy ny fiadanam-po Lova natolotrao ahy Fiainana mandrakizay no nomaninao Hovantaniko Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Ka nanangana ahy mba ho zanakao 🌈 #LyricsbyKalo