Перейти к содержимому

Tantara Malagasy - SARINGOTRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

SARY MIHETSIKA / Web TV

0:00 / 0:00

Tantara Malagasy - SARINGOTRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

4 622 просмотра · 2 г. назад
SARY MIHETSIKA / Web TV
36 тыс. подписчиков
4 622 просмотра · 2 г. назад
SARINGOTRA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Vavolombelona nanatri-maso ny fanafihana nataonà jiolahy i Lanto sy Frank, ary nohenjehan'ireo jiolahy ireo ry zareo mba tsy hampivoaka ny tsiambaratelon'ny fanafihana. Nifanena tamin'i Lanto ilay jiolahy nanenjika azy indray hariva iny ka tsaroiny ilay endrika, tadidin'ilay lehiben'ny jiolahy ihany koa anefa i Lanto ka narahiny indray... Matetika mifanena ireo jiolahy sy Frank ary Lanto. Nifankahita teny an-tsena ireo jiolahy sy i Frank ary Lanto, raikitra ny ady ary voatifitra tamin'izany i Frank ; tonga ara-potoana ny pôlisy ka voasambotra ilay jiolahy. Niditra hôpitaly noho ny ratra nahazo azy i Frank, sahiran-tsaina i Lanto sy Mino zandriny, niteraka fahafatesana ireo ratra lalina. Tapa-kevitra ka nitory teny anivon'ny pôlisy i Lanto ka nandray an-tanana ny raharaha ny mpitandro-filaminana, natomboka ny fanadihadiana... Mpanoratra : Ramananjahary Sahondra Mpilalao : Nyravo Antsa-Ravaka Synèse Faly Rakoto Nandray feo : Tovo Razanamamonjy Nanatontosa : Bruno Rakotomalala #tantara #saringotra #sarymihetsika