Перейти к содержимому

TENA NAMANA - Fitarikandro (Lyrics)

Lyrics by Kalo

0:00 / 0:00

TENA NAMANA - Fitarikandro (Lyrics)

5 860 просмотров · 2 года назад
Lyrics by Kalo
2,17 тыс. подписчиков
5 860 просмотров · 2 года назад
🫂TENA NAMANA - Fitarikandro🫂 (Lyrics) Namako tena namako efa ela ianao Niara-niatrika hatrany ny fiainana na mamy na mangidy Nifampiaro tamin-java-tsarotra, tsy nifanary na dia fahoriana Namako tena namako efa ela ianao Niara-niatrika hatrany ny fiainana na mamy na mangidy Nifampiaro tamin-java-tsarotra, tsy nifanary na dia fahoriana Mifampahery isan'andro raha tojo olana mahamay Ny finamanantsika roa sambatra tokoa Namako ianao tena mamiko akaikin'ny fo Namako ianao mitondra am-bavaka ahy raha misy manjo Namako ianao tsy mahafoy ahy na ho ratsy na ho soa Namako ianao ary ataoko hoe : Tena namana Namako tena namako efa ela ianao Niara-niatrika hatrany ny fiainana na mamy na mangidy Nifampiaro tamin-java-tsarotra, tsy nifanary na dia fahoriana Mifampahery isan'andro raha tojo olana mahamay Ny finamanantsika roa sambatra tokoa Namako ianao tena mamiko akaikin'ny fo Namako ianao mitondra am-bavaka ahy raha misy manjo Namako ianao tsy mahafoy ahy na ho ratsy na ho soa Namako ianao ary ataoko hoe : Tena namana Namako ianao... Namako ianao... Namako ianao tsy mahafoy ahy na ho ratsy na ho soa Namako ianao ary ataoko hoe : Tena namana Namako ianao ary ataoko hoe : Tena namana Tena namana Tena namana Tena namana... 💖 #LyricsbyKalo