Fanaovana mpianatra (7/10): Ny mahazava-dehibe azy
Gasy MMB
0:00 / 0:00
Fanaovana mpianatra (7/10): Ny mahazava-dehibe azy
222 просмотра · 6 месяцев назад
Gasy MMB
2,22 тыс. подписчиков
222 просмотра · 6 месяцев назад
FANAOVANA MPIANATRA (7) - Ny mahazava-dehibe azy
Tsy fitoriana fotsiny akory ny fanaovana mpianatra. Eny misy fitoriana tokoa, fa tsy izay fotsiny, fa sady mitory ianao, mahatonga ilay olona ho teraka indray, no mitaiza sy manabe azy koa.
Ny mahazava-dehibe azy koa izany dia natao ho an'ny mpianatra rehetra ny fanaovana mpianatra fa tsy ho an'ny olona manana fanomezam-pahasoavana mitory filazantsara fotsiny.
Araho ary e! 🤗