Перейти к содержимому

Toriteny noravahana hira , Alahady 11 Oktobra 2026

FJKM ANKADIKELY- SPIA 19

0:00 / 0:00

Toriteny noravahana hira , Alahady 11 Oktobra 2026

88 просмотров · 7 дн. назад
FJKM ANKADIKELY- SPIA 19
565 подписчиков
88 просмотров · 7 дн. назад
"𝗠𝗜𝗩𝗔𝗩𝗔𝗛𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗔𝗥𝗜𝗩𝗔" Antoko mpihira VFL- 𝗟𝗮𝘆'𝘀 𝗩𝗼𝗶𝗰𝗲 Nitondra hanfatra : 𝗥𝗔𝗩𝗘𝗟𝗢𝗡𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆-Mpitandrina , 𝗟𝗮𝘆'𝘀 𝗩𝗼𝗶𝗰𝗲 Andinin-Tsoratra Masina nangalana ny hafatra : 𝗝𝗲𝗿𝗲𝗺𝗶𝗮 𝟮𝟵 : 𝟭𝟬 - 𝟭𝟱 Fa izao no lazain'i Jehovah: Rehefa tapitra ny fito-polo taona ny amin'i Babylona, dia hamangy anareo Aho, fa hotanterahiko aminareo ny teniko tsara, ka hampodiko ho amin'ity tany ity ianareo. Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany*. [*Hebreo: farany sy fanantenana] Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho. Ary hitady Ahy ianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin'ny fonareo rehetra. Eny, ho hitanareo Aho, hoy Jehovah; ary hampodiko avy amin'ny fahababoana ianareo, ka hangoniko avy any amin'ny firenena rehetra sy avy any amin'ny tany rehetra izay nandroahako anareo, hoy Jehovah, ka hampodiko ho any amin'ilay tany efa nanolorako anareo hobaboina. Fa hoy ianareo: Jehovah nanangana mpaminany ho anay eto Babylona. — 𝗝𝗲𝗿𝗲𝗺𝗶𝗮 𝟮𝟵 : 𝟭𝟬 - 𝟭𝟱 Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!