Miomàna 191 Miara mandeha amin'Andriamanitra
kristiana ve
0:00 / 0:00
Miomàna 191 Miara mandeha amin'Andriamanitra
6 302 просмотра · 8 лет назад
kristiana ve
5,74 тыс. подписчиков
6 302 просмотра · 8 лет назад
Gen 5:24Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin'Andriamanitra.
Heb 11:5Finoana no namindrana an'i Enoka tsy hiharan'ny fahafatesana; ka dia tsy hita izy, satria nafindran'Andriamanitra; fa talohan'ny namindrana azy dia nambara fa nankasitrahan'Andriamanitra izy.