IZAHO JESOSY TIA ANAO | Hira Jesosy mamonjy
FIDERANA MAMELONA AINA
0:00 / 0:00
IZAHO JESOSY TIA ANAO | Hira Jesosy mamonjy
1 872 просмотра · 4 недели назад
FIDERANA MAMELONA AINA
96 подписчиков
1 872 просмотра · 4 недели назад
“Izaho Jesosy Tia Anao” dia hira fiderana mampahatsiahy antsika ny fitiavan’i Jesosy tsy misy fetra. Na inona na inona sedra sy fahasarotana lalovantsika, dia tsy mahafoy antsika Izy. ❤️
Aoka ity hira ity hanome fampiononana, fanantenana ary hery ho anao, ary hampahatsiahy anao fa misy Tompo tia sy miaro anao mandrakariva.
🎶 Hira: IZAHO JESOSY TIA ANAO
🙏 Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra!
Raha nahasoa anao ity hira ity: 👍 J’aime
💬 Mametraha commentaire
🔔 Abonnez-vous amin'ny chaîne
📲 Zarao amin’ny namana sy ny havana mba hahatratra olona maro ity hafatra feno fitiavan’i Jesosy ity.
#IzahoJesosyTiaAnao #HiraFiderana #HiraKristianina #Fiderana #Jesosy #FitiavanJesosy #HiraGospel #FideranaMamelonaAina