JESOSY MAMONJY | Hira Jesosy mamonjy 441
FIDERANA MAMELONA AINA
0:00 / 0:00
JESOSY MAMONJY | Hira Jesosy mamonjy 441
153 просмотра · 3 дня назад
FIDERANA MAMELONA AINA
20 подписчиков
153 просмотра · 3 дня назад
JESOSY MAMONJY | Hira Jesosy mamonjy 441 ❤
Anisan'ny hira faneva ho an'ny FIANGONANA JESOSY MAMONJY ka ry mpino namana ,aoka tsy ho menatra ny maha olon'ny Jesosy Mamonjy anao.
Mitoera ho Jesosy Mamonjy hatramin'ny farany.
Henoy am-pinoana, ary enga anie ity hira ity hampahery sy hanome fifaliana ho an’izay rehetra mihaino azy.
🔔 Aza adino ny manao J’aime, misoratra anarana (Abonnez-vous) ary mizara ity hira ity.
🙏 Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra!
#SantatraSahady #HiraFiderana #HiraKristianina #Fiderana #Fisaorana #Jesosy #Andriamanitra #GospelMalagasy