Une chose nouvelle (Version Malagasy) | Home Church Madagascar
Home Church Madagascar
0:00 / 0:00
Une chose nouvelle (Version Malagasy) | Home Church Madagascar
8 623 просмотра · 2 года назад
Home Church Madagascar
217 подписчиков
8 623 просмотра · 2 года назад
Découvrez la version malagasy du titre "Une chose nouvelle" de Hillsong France, chantée par Home Church Madagascar.
#HomeChurchMadagascar #hillsongworship #hillsongfrance
--
Suivez-nous sur les réseaux sociaux ✨
Facebook : / homechurchmadagascar
Instagram : / homechurchmadagascar
--
Paroles :
Indro ilay andro niandrasantsika
Finoana mahery no mifoha
Be ireo izay hita nefa mino aho
Fa ny ho avy mbola ho tsara
Jesoa miasa ato am-poko ianao
Manao zava-baovao
Manao zava-baovao
Indro Tazako ny fifohazam-panahy
Feno fahamarinana sy fiderana
Hitarika ny maro ho ao aminao
Oh ny fangejan’ny fahotako noravany
Jesoa miasa ato am-poko ianao
Manao zava-baovao
Manao zava-baovao
Be ireo zay hita, nefa mino aho
Fa hanao zava-baovao
Hanao zava-baovao
Hanao zava-baovao… (ianao)
Fitiavanao tsy mba mandao ahy
Tsy mba mandao ahy
Tsy mba mandao ahy Tompo oh
Fitiavanao tsy mba mandao ahy
Tsy mba mandao ahy
Tsy mba mandao ahy Tompo oh
Haiko izany
Haiko izany
Jesoa miasa ato am-poko ianao
Manao zava-baovao
Manao zava-baovao
Be ireo zay hita, nefa mino aho
Fa hanao zava-baovao
Hanao zava-baovao
Fitiavanao tsy mba mandao ahy
Tsy mba mandao ahy
Tsy mba mandao ahy Tompo oh
Fitiavanao tsy mba mandao ahy
Tsy mba mandao ahy
Tsy mba mandao ahy Tompo oh
Haiko izany
Haiko izany
Vonona aho amin’ny ho avy
Sy izay tinao atao
Ny lasa avelako ho any aoriana
Handroso amin’ny lalanao
Vaninandro Vaovao
Ho tonga ny fanjakanao
Manao zava-baovao
Manao zava-baovao
Manao zava-baovao
Manao zava-baovao