Перейти к содержимому

NY FIVOAHAN'NY FANAHY AMIN'NY VATANA ❓️

VAOVAO MALAGASY

0:00 / 0:00

NY FIVOAHAN'NY FANAHY AMIN'NY VATANA ❓️

669 просмотров · 1 г. назад
VAOVAO MALAGASY
15,5 тыс. подписчиков
669 просмотров · 1 г. назад
#Aza hafangaro ny #aina sy ny #fanahy na ny #âme sy ny ,#esprit raha ohatra ka te hiditra lalina ao anatin'ny ara-panahy ka te hiaina izany #voyage_astral zany . Manao #voyage astral isan'andro na isan'alina isika #olombelona na isika #zavaboahary ety an-tany . Tsy misy #hatahorana ny fivoahan'ny #fanahy ny #vatana satria mifatotra amin'ny #vatana amin'ny alalan'ny #tady_volafotsy ny #fanahy ka tsy misy hatahorana ny hahavery azy . Raha sanatria kosa misy #mamono na #maty_tampoka_ny_vatana dia mety ho very ny #fanahy ary lasa #mirenireny . Manana #fahaleovan-tena ny fanahy raha mikasika ny #valopy ara-materialy na ny #vatana izay hampiasainy , mandao ny #vatana isan'alina izy, mandritra ny #torimaso, io no hantsoina hoe #voyage_astral_classique na #fivoahan'ny fanahy tsotra ny vatana , ny faharoa kosa dia ny voyage astral #fanahiniana aratsitra-po . Mahita sy miaina mivantana miaraka amin'ny #fanahy isika isakin'ny #mivoaka ny #vatana ny fanahy ka mandeha any amin'ny toerana dimationaly any ambony na any ambany ny tany na izany voyage astral tsotra na izany voyage astral antsitram-po . Carrozza heliarisoa #madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrab ary#fanirisoae rinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy #viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo #dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus @andryrajoelina1499 #madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus #tvplusonline #mbstv Abonnez-vous Merci beaucoup