Перейти к содержимому

Mofonaina Zoma 09 Oktobra 2026

FJKM Ankadimbahoaka

0:00 / 0:00

Mofonaina Zoma 09 Oktobra 2026

323 просмотра · 17 часов назад
FJKM Ankadimbahoaka
671 подписчик
323 просмотра · 17 часов назад
#Mofonaina anio Zoma 09 Oktobra 2026 #1Tes 5, 16 - 25 « MIVAVAHA MANDRAKARIVA » Hira : Mihirà fihiram-baovao [HD]    • Mofonaina Zoma 09 Oktobra 2026   Vakiteny: 16 Mifalia mandrakariva. 17 Mivavaha, ka aza mitsahatra. 18 Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy ho anareo. 19 Aza mamono ny Fanahy. 20 Aza manao tsinontsinona ny faminaniana. 21 Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara. 22 Fadio ny fanao ratsy rehetra. 23 Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika. 24 Mahatoky Izay miantso anareo, sady Izy ihany no hanefa izany. 25 Ry rahalahy, mivavaha ho anay. #SekolyAlahadyFJKM #FJKM #FJKM_Ankadimbahoaka #Baiboly #nyetodago