Перейти к содержимому

🇲🇬🇲🇬FANKALAZANA NY FAHA-79 TAONAN'NY TOLOM-PANAFAHANA 29 MARTSA 1947 ETO TOLAGNARO🇲🇬🇲🇬

Andry ANDRIAMAHASORO

0:00 / 0:00

🇲🇬🇲🇬FANKALAZANA NY FAHA-79 TAONAN'NY TOLOM-PANAFAHANA 29 MARTSA 1947 ETO TOLAGNARO🇲🇬🇲🇬

85 просмотров · 5 месяцев назад
Andry ANDRIAMAHASORO
219 подписчиков
85 просмотров · 5 месяцев назад
🇲🇬🇲🇬FANKALAZANA NY FAHA-79 TAONAN'NY TOLOM-PANAFAHANA 29 MARTSA 1947 ETO TOLAGNARO🇲🇬🇲🇬 👉 Lohahevitra: "TOLOM-PANAFAHANA : FANAVAOZANA NY FITIAVAN-TANINDRAZANA" Lanonana izay teo ambany fitarihan'ny Lehiben'ny Fileovan'i Tolagnaro Andriamatoa Naryson Léopold Roch notronin'ireo Solombavambahoaka voafidy eto amin'ny Distrikan'i Tolagnaro, ny Lehiben'ny Faritra Anôsy, ireo Ben'ny Tanàna lefitra telo mirahalahy, ireo manam-boninahitra isan-tsokajiny ary ireo olo-manan-kaja sivily sy miaramila rehetra eto an-toerana.