Перейти к содержимому

Tsy maintsy tafita by Antsa & Avotra / (Laurent Rakotomamonjy) / instrumental : Steblerlin STEBLERT

Razafimandimby Avotra

0:00 / 0:00

Tsy maintsy tafita by Antsa & Avotra / (Laurent Rakotomamonjy) / instrumental : Steblerlin STEBLERT

315 просмотров · 1 год назад
Razafimandimby Avotra
167 подписчиков
315 просмотров · 1 год назад
Tsy maintsy tafita 😊 Ho anao izay mikasa mba hanara-dia Ny Tompo sy ny Filazantsara Indro atolotro ho anao ity hira ity Ndeha ka tanteraho soa aman-tsara Kanefa mivonona mba handresy Miomana hiaritra fijaliana Satria ny eso sy ny latsa anie k’hifanesy Hiteraka ny fahakiviana Ny fahakiviana ! Jeso irery ihany no torio Io ilay tsy miova omaly sy anio Tsy mampaninona ahy izay fandatsana Izaho hivavaka ho anao ka mandehana Dia matokia fa tsy mba ho irery Ny Tomponao no hanome hery Fa tsy maintsy ho tafita ho’aho fa dia matokia Miandry anao any am-paradisa Ilay Jesosy tia ! Tsy maintsy ho tafita ho’aho fa dia matokia Miandry antsika any am-paradisa Ilay Jesosy tia ! Laurent Rakotomamonjy