Перейти к содержимому

Antsoy Aho dia hovaliako hianao (Mana isanandro : Salamo 60 : 1 - 12)

Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)

0:00 / 0:00

Antsoy Aho dia hovaliako hianao (Mana isanandro : Salamo 60 : 1 - 12)

24 259 просмотров · 5 лет назад
Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
4,99 тыс. подписчиков
24 259 просмотров · 5 лет назад
NY FAHAIZANA MANDAMINA TSARA NO ENTINAO MIADY 1. Fa ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady, ary raha maro ny mpanolo-tsaina, dia misy famonjena. 2. Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana, ary ny fahaizana miady tsara no entonao miady. 3. Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho. 4. Fa Andriamaniny no manoro azy izay mety hataony, eny, Izy no mampianatra azy. 5. Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin'ny lalan'ny fahamarinana noho ny anarany Izy. 6. Ampandreneso ny famindramponao aho nony maraina, fa Ianao no itokiako; ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, fa aminao no ananganako ny fanahiko. 7. Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe : Mahagaga, Mpanolotsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay, Andrian'ny fiadanana. 8. Fa raha tonga ny Fanahin'ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin'ny marina rehetra Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly : (1) Ohabolana 24 : 6 (2) Ohabolana 20 : 18 (3) Salamo 32 : 8 (4) Isaia 28 : 26 (5) Salamo 23 : 3 (6) Salamo 143 : 8 (7) Isaia 9 : 5 (8) Jaona 16 : 13 Vatomandry 22 Novembra 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr   2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr   3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr   4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :   / tsaranytompoisanandro   B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b   5. TWITTER :   / docrivolala   6. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina   7. FACEBOOK :   / rivolala.andrianantoavina   8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT