Перейти к содержимому

Fanaovana mpianatra (10/10): Famaranana

Gasy MMB

0:00 / 0:00

Fanaovana mpianatra (10/10): Famaranana

358 просмотров · 5 мес. назад
Gasy MMB
2,21 тыс. подписчиков
358 просмотров · 5 мес. назад
FANAOVANA MPIANATRA (10) - Famaranana Rehefa voafidy ary izay hatao mpianatra dia ahoana amin'izay no hanaovana azy? Ny mpianatra dia mahatoky, izany hoe maharitra hatramin'ny farany fa tsy manomboka 2 na 3 dia tsy manao intsony. Mpianatra ve ianao? Manao ny hafa ho mpianatra ve ianao? 🤔 Raha tena maharitra manao mpianatra ianao, na dia iray isaky ny roa taona monja ary dia hiova ity firenentsika ity, eny hiova mihitsy izao tontolo izao! 🤗