POESIE II VOIX DU CARMEL Auteur: Ste Thérèse d' Avila - Compositeur: Nirina
VAVAKA HIRA KATOLIKA
0:00 / 0:00
POESIE II VOIX DU CARMEL Auteur: Ste Thérèse d' Avila - Compositeur: Nirina
27 183 просмотра · 3 года назад
VAVAKA HIRA KATOLIKA
9,89 тыс. подписчиков
27 183 просмотра · 3 года назад
👉👉🎁👍 • DIEU SEUL SUFFIT/Voix du Carmel
POESIE II
Tompo ô, inona no sitrakao amiko?
valiako Eny hatrany hatrany.
Anao aho, satria noharinao,
Anao satria navotanao,
Anao satria leferinao,
Anao satria nantsoinao,
Anao satria nirinao,
Anao satria tsy navelanao ho very.
Inona no tianao hanaovana ahy?
Inty ny foko apetrako eo am-pelatananao
Inty ny vatako sy ny aiko ary ny fanahiko,
ary ny fihetseham-poko manontolo.
Inona no tianao hanaovana ahy
Na ho faty na ho velona
Na harary na ho salama
Na ho deraina na ho esoina
Na ho osa na haery koa
ô Seigneur, Seigneur que veux Tu de moi ?
je suis à Toi, pour Toi je suis née
Je suis à toi car tu m’as créée
.Je Suis À Toi Car Tu M'as Sauvée
A Toi car Tu m'as Supportée
A toi car tu m' as appelé
A toi car tu m' as attendu
sans toi, je me serais perdue
ô Seigneur, que veux tu de moi ?
Voici ma vie, mon corps ,et mon âme
je les remets entre tes mains
mes entrailles et mes affections
ô Seigneur, Seigneur que veux tu de moi ?
Donne moi la mort ou vif
Donnez-moi santé ou maladie
Honneur ou déshonneur donne-moi
Faiblesse ou force à complié
Puisqu'à Tout,à Tout Le Dis Oui
ô Seigneur, que veux tu de moi ?
je suis à toi, Seigneur pour toi je suis né
Anao aho, satria noharinao
Anao satria navotanao
Anao satria noleferinao
Anao satria nantsoinao
Anao satria nirinao,
Anao satria tsy navelanao ho very.
Inona no tianao hanaovana ahy?
Ô! Seigneur! Que Veux-tu De Moi?
Ho valiako Eny hatrany hatrany.
Auteur: Ste Thérèse d' Avila - Compositeur: Nirina