Latence raha mampiasa plugin ?
TUTO SØN GASY
0:00 / 0:00
Latence raha mampiasa plugin ?
515 просмотров · 5 месяцев назад
TUTO SØN GASY
1,74 тыс. подписчиков
515 просмотров · 5 месяцев назад
✅ Fa tena ilaina tokoa ve ny plugins Waves amin'ny live ?
✅ Ahoana no tena fomba ahafantarana ny latence en direct raha ampiasa plugin ao anaty ordinateur en live ?
✅ Resaka cartes d'extension amin'ny consoles
👉 Ireo fanontaniana rehetra ireo dia valiako ato daholo sady mazava tsara.
Aza adino ny mijery ny vidéo miresaka ny protocol satria manampy anao izany hahazo tsara ny resaka eto.
🔗 • Ireo protocol ampiasain'ny console ankehit...
Ianao ve efa mampiasa waves koa ? Efa nampiasa en Live ve ?
Raha misy tianao ho fantatra na vidéo tianao hataoko dia lazao ao amin'ny commentaire
__________________________________________________________
Chapitres:
‣ 00:00 Introduction
‣ 00:13 Console numérique
‣ 01:49 Traitement sy latence
‣ 05:22 Waves SupeRack
‣ 06:26 Cartes d'extension Waves, Dante, Madi, ...
‣ 09:11 via Dante DVS : Dante Virtual SoundCard
‣ 11:13 Fa maninona no ampiasaina ilay Waves ?
‣ 12:30 Hafatra ho anao
__________________________________________________________
🔗 Liens
🎬 youtube : / @tutosongasy
📷 instagram : / tutosongasy
🙋🏽♂️ personnel : / hadja_prime
🌍 facebook : / tutosongasy
📩 email : contact@4fprod.com
#tuto #tutosongasy #malagasy #behringerwing