Fizarana experience ny concert | TUTO SØN GASY
TUTO SØN GASY
0:00 / 0:00
Fizarana experience ny concert | TUTO SØN GASY
1 046 просмотров · 3 месяца назад
TUTO SØN GASY
1,74 тыс. подписчиков
1 046 просмотров · 3 месяца назад
Retour d'expérience sy anecdote tamin'ny concert iray izay natao niaraka tamin'ny Conservatoire 🇨🇭
Tena tsy mora ny kotrana satria enjika be ny fotoana
🗓️ Alarobia installation + Checksound
🗓️ Alakamisy Filage
🗓️ Zoma Repetition Général
📅 Sabotsy Premier concert
📅 Alahady Deuxième sy désinstallation
✅ Soa fa efa calibré sy installé ny diffusion ary ny salle tena efa amorti tsara ny acoustique.
Ireto avy ny matos :
🔊 - Diffusion : Meyer Sound
🔈 - Side fill : Meyer Sound + RCF KX515
Système sans fil:
Sennheiser EWD-X + SK
Micros :
🎤 - Voix : DPA 4088-DP-A-F10-LH
🎻 - Violons : DPA 4099-DP-1-199-V
- Harpes : Schertler Dyn-Uni-P48
🎹 - Piano : DPA 4099-DP-1-101-P
👥 - Choeurs : CM4 Line audio
🪇 - Autres percussions : KM184
Console:
Wing Behringer
__________________________________________________________
▶︎ 00:00 Fampidirana
▶︎ 01:26 Concept an'ny concert
▶︎ 02:33 Matériels / Micros
▶︎ 07:30 Technique N° 1, safidy ny fitaovana mifanaraka amin'ny sehatra
▶︎ 09:20 Retour hoan'ny eny an-tsehatra
▶︎ 10:49 Concert tohiny
▶︎ 12:16 Tombony raha mahay note ny teknisiana
▶︎ 12:57 Gestion Larsène (feedback)
▶︎ 14:45 Anecdote guitare misy bruit
▶︎ 17:40 Famintinana
▶︎ 18:00 Hafatra no anao
__________________________________________________________
🔗 Liens
🎬 youtube : / @tutosongasy
📷 instagram : / tutosongasy
🙋🏽♂️ personnel : / hadja_prime
🌍 facebook : / tutosongasy
📩 email : contact@4fprod.com
#tuto #tutosongasy #malagasy