STRESS ihany koa isan'ny tsy mampivoatra anao | TUTO SØN GASY
TUTO SØN GASY
0:00 / 0:00
STRESS ihany koa isan'ny tsy mampivoatra anao | TUTO SØN GASY
197 просмотров · 5 дней назад
TUTO SØN GASY
1,74 тыс. подписчиков
197 просмотров · 5 дней назад
Isan'ny mahatonga ny son anao tsy hivoatra mihitsy ny stress
Io anefa tena miaraka amintsika foaan satria henjika foana rehefa manomana lanonana.
Ireto no hevitra omeko anao mba ahafahana misoroka an'izany sy miasa am-pilaminana.
Ary manaova pause ihany rehefa miasa.
Ianao ve efa misy lamina arahinao koa rehefa miasa sa oe fahazarana fotsiny aloha dia mandeha ?
Ary iza ilay teknisiana kizitina foana na tsy manao n'inona n'inona aza ?
__________________________________________________________
TIMELINE
⏵ 00:00 Fampidirana
⏵ 01:01 Antony 5 isan'ny mahatonga ny stress
⏵ 02:25 Lasa xitna wazy ianao
⏵ 03:16 Vahaolana hisorohana
⏵ 06:16 Avaozy ny fomba fisainana
⏵ 07:12 Fanamaranana sy hafatra
__________________________________________________________
Fitaovana nampiasaiko nanaovana vidéo
🧠 Atidoha
🎥 CAMERA : Sony FX30
🎤 Micro : SM58
🎛️ Preamp : DBX286S
💻 Recorder : Zoom H6
🔦 Lumières : Amaran 100x, 60D, smallrig
📽️ + Experience nanaovana traitement de son + montage
__________________________________________________________
🔗 Liens
🎬 youtube : / @tutosongasy
📷 instagram : / tutosongasy
🙋🏽♂️ personnel : / hadja_prime
🌍 facebook : / tutosongasy
📩 email : contact@4fprod.com
#tuto #tutosongasy #malagasy