Перейти к содержимому

Torolalana hahazoana tanjam-panahy (2024)

Lala RATOVOHERY

0:00 / 0:00

Torolalana hahazoana tanjam-panahy (2024)

2 071 просмотр · 2 г. назад
Lala RATOVOHERY
2,26 тыс. подписчиков
2 071 просмотр · 2 г. назад
ROMANA 12:1-2 "Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany. Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina"